Blue Flower

Zara Hazondamosina velona avy

amin’ny Kôlônely Richard Ratsimandrava

boky nosoratan’i Dr Ramahatra Roland ;

ny teny fampidirana dia nataon'ny Jeneraly Randrianazary, Sekreteram-panjakana miadidy ny Zandarimariam-Pirenena ;

ary ny sary amin’ny fonony dia nataon'i Atoa Rafalimanana Léon ary ny PAO dia nataon' i Atoa Ramangalahy Ranto (avril 2013)


Votoaty - Boky 1 :

Teny fanolorana : Zara Hazondamosina velona avy amin’ny Kôlônely Richard Ratsimandrava


Ny Fokonolona

Araka ireo kabary nataon'ny Kôlonely Richard Ratsimandrava,
eran'ny Nosy : 1973 - 1975




Lalankevitra zary otrikarena

hifampizara traikefa, hifanome aina, hifampiombom-pitia hampanjariana ny fiarahamonina
11 Febroary – 21 marsa 2007

 Ho an’i Richard sy Thérèse
avy amin’i Juliette sy ireo Mpiray dia aminy


ARo FAnanana Kolontsaina Antananarivo (AFAKA)



Fokonolona et développement à travers l’histoire

Révérend Emmanuel Djacoba TEHINDRAZANARIVELO*, PhD, PDF

Chef Département Éthique et Théologie Systématique

Faculté de Théologie FJKM

Ambatonakanga ANTANANARIVO

 

Concepts clés

 

- Le Fokonolona, un concept philosophique et de gouvernance politique situe le Malgache et sa communauté dans une démarche ethico-spirituelle : celle du fanahy maha olona sy ny fanahy no olona.

- Le concept et la gouvernance du Fokonolona, un projet d’homme et de société, qui visent tout d’abord la création d’un être fokonolona, caractérisé par un épanouissement de sa personnalité autant individuelle que corporative au sein d’un monde qu’il maîtrise et qui lui permet l’affirmation de son identité et de son développement.




Ambioka mandry an-tsompitra = Des semences restées au grenier

nalaina tao amin’boky [extraits de l’ouvrage]

Ny fokonolona araka ny kabary nataon’ny Kôlônely Ratsimandrava Richard eran’ny Nosy 1973-1975

Dikanteny frantsay : Rabenoro Mireille

ho fahatsiarovana ny faha-78 nahaterahany, 21 marsa 2009.